VORONA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorona o! mba mivilia hitondra bitsika any
Vorona o! harivariva an-tanin’olona aho
Ampitandrano(x2) re! no misy anay
Jereo fa vitsika momba kitay
K’ity manafatra anao
Vorona o! mba hivilio ilay akaniko any
Vorona o! hatopatopan-dranomasina izy izay
Jereo fa nosy misaritsarin-tongotra hankavia
Tsy takatr’antso ka e! mzvyh mba vimbino
Ity teny fohy hoe tsy adino
Tsy ditrany hono hoe no mjeuqb nandaozany ny akany maminy iny
Tsy antery anefa tononkira.serasera.org fa nafaitra loatra ilay fitenin’ny havany iny
Tsy tantiny tokoa ka notinafiny famoizana ny ela
Tsy paehzsk vato anie ny fo f’injao mitempo ihany vonona hifamela

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 19013
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/09/2002 12:43