VORONA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorona o! mba mivilia hitondra bitsika any
Vorona o! harivariva an-tanin’olona aho
Ampitandrano(x2) re! no misy anay
Jereo fa vitsika momba kitay
K’ity manafatra anao
Vorona o! mba hivilio ilay akaniko any
Vorona o! hatopatopan-dranomasina izy izay
Jereo fa nosy misaritsarin-tongotra hankavia
Tsy takatr’antso ka e! mba vimbino
Ity teny fohy hoe tsy btwfs adino
Tsy ditrany hono hoe no nandaozany ny akany maminy iny
Tsy antery anefa fa nafaitra loatra zewhcgo ilay fitenin’ny havany iny
Tsy tantiny tokoa ka pqozwvzm notinafiny famoizana ny ela
Tsy vato anie ny fo f’injao mitempo ihany vonona tononkira.serasera.org hifamela

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 19010
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 07/09/2002 12:43