VORONA (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorona o! mba mivilia hitondra bitsika any
Vorona o! harivariva an-tanin’olona aho
Ampitandrano(x2) re! no wpksoop misy anay
Jereo fa vitsika momba kitay
K’ity manafatra anao

Vorona o! mba hivilio ilay akaniko any
Vorona o! hatopatopan-dranomasina izy izay
Jereo fa nosy tononkira.serasera.org misaritsarin-tongotra hankavia
Tsy takatr’antso ka e! mba vimbino
Ity teny fohy hoe tsy adino

Tsy ditrany hono hoe no nandaozany ny akany maminy iny
Tsy antery anefa fa vadzcz nafaitra loatra ilay fitenin’ny havany iny
Tsy tantiny tokoa ka notinafiny famoizana ny mwvtq ela
Tsy vato anie ny fo f’injao mitempo ihany vonona hifamela

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barijaona
Visites : 18721
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 07/09/2002 12:43
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2043