MAHARETA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Eny an-dalam-panompoana
Hisedrana fitsapana mahamay
Aza mora kiva foana
Fa ny Tompontsika lbohzyt tononkira.serasera.org tia mandrakizay
2_Hey! mamakivaky onja
Ity Sambo izay mitondra antsika ity
Mila vavaka mafonja
MBA ho tody sy ho tafitasoa any
-Andriamanitra tsy Jamba
Fa mahita ny atao
Lala-marina, sy tsara no tiany MBA dztyuqy hizoranao
Tano mafy ny finoana ho ampinga ho entinao
Aza kivy amhx mahareta paradisa ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1358
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 23/12/2023 17:18