MAHARETA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Eny an-dalam-panompoana
Hisedrana fitsapana mahamay
Aza mora kiva foana
Fa ny Tompontsika tia mandrakizay
2_Hey! mamakivaky aykagt onja
Ity tononkira.serasera.org Sambo izay biajecou mitondra antsika ity
Mila vavaka mafonja
MBA ho tody sy ho tafitasoa any
-Andriamanitra tsy Jamba
Fa mahita ny atao
Lala-marina, sy tsara no tiany MBA hizoranao
Tano mafy ny finoana ho ampinga ho gxjecsz entinao
Aza kivy mahareta paradisa ho anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 1396
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 23/12/2023 17:18