Satriko Foana (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko foana ho anilanao, hitoetra eo foana tsy hifandao,
Nefa hbyg injao midona am-poko ao,
’Lay fitiavako natao ankilabao,
Satriko foana rekhzqqo ho anilanao, hitoetra eo foana tsy hifandao,
Nefa gittodx injao midona am-poko ao
’Lay fitiavako nataonao kilalao.
Ref
Tianao anie aho nefa tsy mba nosaininao,
Nandringa ilay fitia, toa ninia sy fongana tery.(x2)
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 8210
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 06/08/2006 13:52