Fokontany (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nivory ny fokontany omaly hariva
Izaho tsy nandeha fa aleoko miandry anao
Aleoko tononkira.serasera.org marina miandry anao, miaraka aminao
Resaka ny an-dRandria sy Rasoa
Nofinofy no nafafiny hatrizay
Aleoko qgwrdfj marina miaraka aminao
Mihaino anao
Nahoana moa no hoe afaka miandry ny vscmrgn fitiavako anao
Satria ho ahy efa be dia be ny tokony natao tsy natao
Variana niady hevitra ianao, variana
Aleoko marina miaraka aminao
Isan’andro aho efa drodroky ny asa
Mimpenimpenina aho milahabary lava izao
Aleoko marina mampiaraka aminao, mihaino anao
Resaka ny an-dRandria sy Rasoa
Nofinofy no resahany zendrhj hatrizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NonoHits : 286
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 01/08/2026 00:22