Fokontany (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nivory ny fokontany omaly hariva
Izaho tsy nandeha fa aleoko miandry anao
Aleoko marina miandry anao, miaraka aminao

Resaka ny an-dRandria sy Rasoa
Nofinofy no nafafiny hatrizay
Aleoko marina miaraka aminao
Mihaino anao

Nahoana moa no hoe afaka ujexjtq miandry ny fitiavako anao
Satria ho ahy efa be dia be xbjtyq ny tokony natao tsy natao
Variana niady hevitra ianao, variana
Aleoko marina miaraka aminao

Isan’andro aho efa drodroky wxnzveu ny asa
Mimpenimpenina aho  milahabary lava izao
Aleoko marina mampiaraka aminao, mihaino tononkira.serasera.org anao

Resaka ny an-dRandria sy Rasoa
Nofinofy no resahany hatrizay
Aleoko marina miaraka aminao
Mihaino anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nono
Hits : 204
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 01/08/2026 00:22
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123