Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fokontany (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nivory ny fokontany omaly hariva
Izaho tsy nandeha ugvz fa aleoko miandry anao
Aleoko marina miandry anao, miaraka aminao
Resaka ny an-dRandria sy Rasoa
Nofinofy no nafafiny hatrizay
Aleoko marina miaraka aminao
Mihaino anao
Nahoana moa no hoe afaka miandry ny fitiavako anao
Satria ho ahy efa be dia be ny udqtcrf ynreqkq tokony natao tsy natao
Variana niady hevitra ianao, variana
Aleoko tononkira.serasera.org marina miaraka aminao
Isan’andro aho efa drodroky ny asa
Mimpenimpenina aho milahabary lava izao
Aleoko marina mampiaraka aminao, mihaino anao
Resaka ny an-dRandria sy Rasoa
Nofinofy no resahany hatrizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NonoVisites : 286
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 01/08/2026 00:22