Fokontany (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nivory ny fokontany omaly ywrtu hariva
Izaho wgjq tsy vsbtbn nandeha fa aleoko miandry anao
Aleoko marina miandry anao, miaraka aminao
Resaka ny an-dRandria sy Rasoa
Nofinofy no nafafiny hatrizay
Aleoko marina miaraka aminao
Mihaino anao
Nahoana moa no hoe afaka miandry ny fitiavako anao
Satria ho ahy efa be dia be ny tononkira.serasera.org tokony natao tsy natao
Variana niady hevitra ianao, variana
Aleoko marina miaraka aminao
Isan’andro aho efa drodroky ny asa
Mimpenimpenina aho milahabary lava izao
Aleoko marina mampiaraka aminao, mihaino anao
Resaka ny an-dRandria sy Rasoa
Nofinofy no resahany hatrizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 31
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/08/2026 00:22