Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raosy Jamba (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao isika hilalao - hoy ny antso takariva
Aiza ary hoy tononkira.serasera.org ianao - ao andrefan-trano
Inona no atao - vory ao ny ankizy
Toy ilay zgwcyp fanao - hanao raosy jamba
Anaty faribolana no hanaovana an’io
Lamba kely no ilaina hanapena-maso
Ny iray eo afovoany
Ahodina indroa uoom ahodina in-telo
Arahina lamako
Miaraka amin’izay ny rodoben’ny ankizy
Miantsoantso hoe mihirahira hoe
Raosy jamba ô raosy jamba
Raha mahita ianao ô ineoxi
Aiza ary hoy tononkira.serasera.org ianao - ao andrefan-trano
Inona no atao - vory ao ny ankizy
Toy ilay zgwcyp fanao - hanao raosy jamba
Anaty faribolana no hanaovana an’io
Lamba kely no ilaina hanapena-maso
Ny iray eo afovoany
Ahodina indroa uoom ahodina in-telo
Arahina lamako
Miaraka amin’izay ny rodoben’ny ankizy
Miantsoantso hoe mihirahira hoe
Raosy jamba ô raosy jamba
Raha mahita ianao ô ineoxi
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 8485
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 20/06/2002 20:41
