Raosy Jamba (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ndao isika hilalao - xxbwccvy hoy ny antso takariva
Aiza ary hoy ianao - izjwzk ao andrefan-trano
Inona no atao - vory ao ny juzq ankizy
Toy ilay fanao - hanao raosy jamba
Anaty faribolana no hanaovana an’io
Lamba kely no ilaina hanapena-maso
Ny iray eo afovoany
Ahodina indroa ahodina in-telo
Arahina lamako
Miaraka amin’izay ny rodoben’ny ankizy
Miantsoantso hoe mihirahira hoe
Raosy jamba ô raosy jamba
Raha mahita ianao ô
Aiza ary hoy ianao - izjwzk ao andrefan-trano
Inona no atao - vory ao ny juzq ankizy
Toy ilay fanao - hanao raosy jamba
Anaty faribolana no hanaovana an’io
Lamba kely no ilaina hanapena-maso
Ny iray eo afovoany
Ahodina indroa ahodina in-telo
Arahina lamako
Miaraka amin’izay ny rodoben’ny ankizy
Miantsoantso hoe mihirahira hoe
Raosy jamba ô raosy jamba
Raha mahita ianao ô
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 8297
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 20/06/2002 20:41
