Tsy mbola niova (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Iarahan’i Tovo J’hay sy Joy K)

Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana

[Ref]
     Fa tsy mbola niova
     Hatrizay
     Lay fitia tononkira.serasera.org izay nomena anay
   axxi   Fa vao mainka
     Nitombo vaika
     Lay doboky ny fo ho iray

Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka vddcgke foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
rilxdzij

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joy K
Vangy : 4573
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/12/2002 12:20
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0162