Maitso kely (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitandro ny filaminana no asandreo
Basy sy hery tsy hay lembenana no angadindreo
Tandroka hiaro, saina hamakafaka, maso mijery
Hikaroka ny marina, hanafay izay tsy tandalàna
Raha ianareo no mikinanga, kolikoly lava mikodia ny firenena.
Maitso kely a!
Adidy masina izany
Maitso kely a!
Mahaleova mahalasana
Zovy no antenaina, iza no ho mpiaro
Ry zalahy mitandroka mandratra ny sletxd ao an-trano
Maso rqrhahzi fa mamitaka, jamban'ny vola
Vao mahita azy elah avy dia mihorohoro
Very very very ny firenena.

Aza mbô tononkira.serasera.org manitsaka sefo
Na dia be kiraro
Aza mbô manitsaka hoy aho
Mateza hianareo zhflt hiaro.
Ampanajana izany sefo!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NVVangy : 1726
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 08/06/2024 07:29