Maitso kely (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitandro tononkira.serasera.org ny filaminana no asandreo
Basy sy hery tsy hay lembenana no angadindreo
Tandroka hiaro, saina hamakafaka, maso mijery
Hikaroka ny marina, hanafay izay tsy tandalàna
Raha ianareo ralb no mikinanga, kolikoly lava mikodia ny firenena.
Maitso kely a!
Adidy masina izany
Maitso kely a!
Mahaleova mahalasana
Zovy no antenaina, iza no ho mpiaro
Ry zalahy mitandroka mandratra ny ao an-trano
Maso fa mamitaka, jamban'ny vola
Vao mahita azy elah avy dia mihorohoro
Very very very ny firenena.
Mitandro ny filaminana no asandreo
Basy sy hery tsy hay lembenana no angadindreo
Raha ianareo no mikinanga, kolikoly lava mikodia ny firenena.
Maitso kely a!
Adidy masina izany
Maitso kely a!
Mahaleova mahalasana
Aza mbô manitsaka sefo
Na vmnw dia be kiraro
Aza mbô manitsaka xpvpcl hoy aho
Mateza hianareo hiaro.
Ampanajana izany sefo!

--------
Link: