Maitso kely (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitandro ny ipprcxj filaminana no asandreo
Basy sy hery tsy hay lembenana no angadindreo
Tandroka hiaro, saina hamakafaka, oiuwlx maso mijery
Hikaroka ny marina, hanafay izay tsy tandalàna
Raha ianareo no mikinanga, kolikoly lava mikodia ny firenena.
Maitso kely a!
Adidy masina izany
Maitso kely a!
Mahaleova mahalasana
Zovy no antenaina, iza no ho mpiaro
Ry zalahy mitandroka mandratra ny ao an-trano
Maso fa mamitaka, jamban'ny vola
Vao mahita azy elah avy zwpn dia mihorohoro
Very very very ny firenena.
Mitandro ny filaminana no asandreo
Basy sy tononkira.serasera.org hery tsy hay lembenana no angadindreo
Raha ianareo no mikinanga, kolikoly lava mikodia ny firenena.
Maitso kely a!
Adidy masina izany
Maitso kely a!
Mahaleova mahalasana
Aza mbô manitsaka sefo
Na dia be kiraro
Aza mbô manitsaka hoy aho
Mateza hianareo hiaro.
Ampanajana izany sefo!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NVVangy : 1678
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 08/06/2024 07:29