Ho olom-baovao (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- xvyp Ny amiko manontolo, eo an-tananao
Na tsara ataoko, na ratsy notompoiko
Hiezaka anatona Anao aho
Na dia mafy aza ny mitia fahavalo
Hanetry tena uvluwc hiaraka aminao
Ref:
Ko ampianaro re ny saiko
Hahay andaha an´i satana
Ny fihetsiko hovay (hanao soa)
Ny fiteny tsy tononkira.serasera.org ankarary fo
Hovay hovay mba anjakaNao
Hanjary olom-baovao ry Ray
2- Ny alahady voazarako roa hatrany
Ny vavaka pxgvji sy ireo lalaon´ny tany
Ianao ry Tompo efa mahalala
Fa mitarika ahy any an-kady
Ny mandaha ny irakao
Maha lavo ahy
Na tsara ataoko, na ratsy notompoiko
Hiezaka anatona Anao aho
Na dia mafy aza ny mitia fahavalo
Hanetry tena uvluwc hiaraka aminao
Ref:
Ko ampianaro re ny saiko
Hahay andaha an´i satana
Ny fihetsiko hovay (hanao soa)
Ny fiteny tsy tononkira.serasera.org ankarary fo
Hovay hovay mba anjakaNao
Hanjary olom-baovao ry Ray
2- Ny alahady voazarako roa hatrany
Ny vavaka pxgvji sy ireo lalaon´ny tany
Ianao ry Tompo efa mahalala
Fa mitarika ahy any an-kady
Ny mandaha ny irakao
Maha lavo ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 677
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:40
