Aleoko (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleoko
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Aleony mody e, ny mody no fanafody.
Fahendrena no tononkira.serasera.org miala.
Miala amin’izay mankahala!
Esoeson-teny mpamporitsika ami’ pmluvr fomba fanaony e,
Sarotra ny miaina, fa tsy misy fahatsorana atao.
Ndao e, zory amin’ny lalanao aho.
Raha olombelona ihany!
Misy foana ny indro kely eto an-tany.
Ka mivilana ahitsio, na lavo aza kquq mody ikipio e.
Esoeson-teny mpamporitsika ami’ fomba fanaony e,
Sarotra ny miaina, fa tsy misy fahatsorana atao.
Ndao e, zory amin’ny lalanao aho.
Fihatsarambelatsihy!Milaza hoe tena tia,
Nefa indrisy!
Mitabataba ireo maro,
Tsy akzz mampite-hifangaro,
Ny fo zairo.
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
(X2)
Do Rajhonson

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 7426
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 19:41