Aleoko (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleoko

Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!

Aleony mody e, ny mody no fanafody.
Fahendrena no miala.
Miala amin’izay mankahala!

Esoeson-teny mpamporitsika ami’ fomba fanaony e,
Sarotra ny miaina, wkqysy fa tsy misy fahatsorana atao.
Ndao e, zory amin’ny lalanao aho.

Raha olombelona ihany!
Misy foana ny indro kely eto an-tany.
Ka mivilana ahitsio, na lavo aza mody ikipio tononkira.serasera.org e.

Esoeson-teny mpamporitsika ami’ fomba fanaony e,
Sarotra wrkrgqw ny miaina, fa tsy misy fahatsorana atao.
Ndao qxhzj e, zory amin’ny lalanao aho.

Fihatsarambelatsihy!Milaza hoe tena tia,
Nefa indrisy!
Mitabataba ireo maro,
Tsy mampite-hifangaro,
Ny fo  zairo.

Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!

(X2)

Do Rajhonson

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Do Rajohnson
Visites : 7361
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Haro
Date : 08/09/2006 19:41
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0204