Aleoko (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleoko
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Aleony mody e, ny mody no fanafody.
Fahendrena no miala.
Miala amin’izay mankahala!
Esoeson-teny mpamporitsika ami’ fomba fanaony e,
Sarotra ny miaina, fa tsy tononkira.serasera.org misy fahatsorana atao.
Ndao e, zory amin’ny lalanao aho.
Raha olombelona ihany!
Misy foana ny indro kely eto an-tany.
Ka mivilana ahitsio, na lavo aza mody ikipio e.
Esoeson-teny mpamporitsika ami’ fomba nwweljv fanaony e,
Sarotra ny miaina, fa tsy misy fahatsorana atao.
Ndao e, zory amin’ny lalanao aho.
Fihatsarambelatsihy!Milaza hoe tena qnupkar tia,
Nefa indrisy!
Mitabataba ireo maro,
Tsy mampite-hifangaro,
Ny fo zairo.
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
(X2)
Do Rajhonson
silkroyf

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 7419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 19:41