Mamelà (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! mamelà ny heloko izay vitako
Eny fantatro fa tena mpanota aho
Ary tsy nanao ny sitraponao (2x)
Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona gyowpq re!
Fa diso Taminao tokoa
Tompo ô! mba raiso ity tenako ity
Diovy mba ho tena, ho mendrika tokoa
Ny ho zanakao mandrakizay (2x)
Refrain:
Nirenireny aho sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mifona re!
Fa diso ypxhfcm Taminao tokoa
Nirenireny aho owrrqr sy nanao izao ota rehetra izao
Koa ankehitriny mba raiso re!
Ny ho zanakao tononkira.serasera.org mandrakizay
Mamelà
Feon'Anjomara Mahajanga Album Vol.01

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 436
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 07:06