MASINA (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderà fa mandrakizay
Ny famindrampony

Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderà fa mandrakizay
Ny famindrampony

Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon'ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana 'zao rehetra izao ny voninahitry ny Tompotsika

Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny qkpfbz voninahiny
Haleloia! miderà fa mandrakizay
Ny tononkira.serasera.org famindrampony

Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon'ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana 'zao rehetra izao ny vovs voninahitry ny Tompotsika

Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon'ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana 'zao rehetra izao abvwq ny voninahitry ny Tompotsika

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIZIFA
Vangy : 928
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 18/03/2024 13:39
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123