MASINA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany roatrwyc ny voninahiny
Haleloia! miderà fa mandrakizay
Ny famindrampony
Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderà fa mandrakizay
Ny famindrampony
Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon'ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana 'zao rehetra izao ny voninahitry ny Tompotsika
Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderà fa mandrakizay
Ny famindrampony
Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon'ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana 'zao pznpxo rehetra izao ny tononkira.serasera.org voninahitry ny Tompotsika
Haleloia! Haleloia!
Fa Masina vzmfq Jehovah Tompon'ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana 'zao rehetra izao ny voninahitry ny Tompotsika
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 984
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 18/03/2024 13:39