MASINA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina dia Masina Jehovah TompotsikaManerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderà fa mandrakizay
Ny famindrampony
Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderà fa mandrakizay
Ny famindrampony
Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon'ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana 'zao rehetra izao ny voninahitry ny Tompotsika
Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderà fa mandrakizay
Ny famindrampony
Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon'ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana 'zao rehetra izao ny voninahitry ny Tompotsika
Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon'ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana 'zao rehetra izao ny voninahitry ny Tompotsika
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMPIZIFAVisites : 314
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 13:39