MAHARETA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hteagj 1_Eny tononkira.serasera.org an-dalam-panompoana
Hisedrana fitsapana mahamay
Aza mora kiva foana
Fa ny Tompontsika tia mandrakizay
2_Hey! mamakivaky onja
Ity Sambo izay mitondra antsika ity
Mila vavaka mafonja
MBA kttcehzj ho tody sy ho tafitasoa any clfeyj
-Andriamanitra tsy Jamba
Fa mahita ny atao
Lala-marina, sy tsara no tiany MBA hizoranao
Tano mafy ny finoana ho ampinga ho entinao
Aza kivy mahareta paradisa ho anao
Hisedrana fitsapana mahamay
Aza mora kiva foana
Fa ny Tompontsika tia mandrakizay
2_Hey! mamakivaky onja
Ity Sambo izay mitondra antsika ity
Mila vavaka mafonja
MBA kttcehzj ho tody sy ho tafitasoa any clfeyj
-Andriamanitra tsy Jamba
Fa mahita ny atao
Lala-marina, sy tsara no tiany MBA hizoranao
Tano mafy ny finoana ho ampinga ho entinao
Aza kivy mahareta paradisa ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1317
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 23/12/2023 17:18
