Tia (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha maizina ny cgymcdvn andronao
Mila tanana hanrina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy xqwmxjam ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany mhmlu no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao... tononkira.serasera.org
Mila tanana hanrina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy xqwmxjam ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany mhmlu no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao... tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 13406
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:36
