Akany tiana (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza tany hitodina n’aiza toera-kilasiana
Iarivo, Iarivo ihany no fodiana tena mamy
N’aiza vjtrkvh toera-mahamanina manaitra raha tazanina
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana tononkira.serasera.org no Edena hankamamiana
N’inon’inona harena toa manintona ny tena
Iarivo, Iarivo ihany no manaitra ny vinany
Fa Iarivo bjzf ilay Iarivo
No mitolona ka tsiahivo
N’aiza tany hitodina n’aiza toeran-kilasiana
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana no Edena xpexhqzl hankamamiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 6656
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 14:05