Mbola ho avy (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka izaho sy ianao
Nefa aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako bvfeo anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho ahy evsdn sy ianao fiainam-baovao
Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho tononkira.serasera.org avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e
Efa mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay qumht miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny taona
Dia handalo haingana foana
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka
Fiv (in-2)
Nefa aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako bvfeo anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho ahy evsdn sy ianao fiainam-baovao
Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho tononkira.serasera.org avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e
Efa mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay qumht miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny taona
Dia handalo haingana foana
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka
Fiv (in-2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 17089
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/09/2002 16:05
