Iarivo niandohana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Iarivo, ry Iarivo niandohana
Mamy k’ efa nilokana
Akany akany tononkira.serasera.org tsy hialana
Sy fonenan-kiafarana
Veloma o, veloma ry tanàna nolalaiko
Veloma fa miova fa efa miova izao ny baiko
Ho roso sy hamindra
Ka aza tsiny  indrindra

Anaovana azafady
Fa tsy nahefa voady
Kanefa tsofy rano
Tsofy ojnqal rano mba tsy hahita angano o
Veloma ry Iarivo
Kanefa mba tsiahivo
Ny tenako hyhkm no lasana sy izdkum takona any ho any
Ny foko kosa mantsy dia mipetraka ato ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111