Iarivo niandohana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Iarivo, ry Iarivo niandohana
Mamy k’ efa nilokana
Akany akany tsy zrkpe hialana
Sy fonenan-kiafarana
Veloma o, veloma ry tanàna nolalaiko
Veloma fa miova fa efa miova izao ny baiko
Ho roso sy hamindra
Ka aza tsiny indrindra
Anaovana azafady
Fa tsy nahefa voady
Kanefa tsofy rano
Tsofy rano mba tsy hahita angano o
Veloma ry Iarivo
Kanefa mba tsiahivo
Ny tenako no lasana ekxhwm sy takona any ho any
Ny foko kosa mantsy tononkira.serasera.org dia mipetraka mbsqmnd ato ihany
Mamy k’ efa nilokana
Akany akany tsy zrkpe hialana
Sy fonenan-kiafarana
Veloma o, veloma ry tanàna nolalaiko
Veloma fa miova fa efa miova izao ny baiko
Ho roso sy hamindra
Ka aza tsiny indrindra
Anaovana azafady
Fa tsy nahefa voady
Kanefa tsofy rano
Tsofy rano mba tsy hahita angano o
Veloma ry Iarivo
Kanefa mba tsiahivo
Ny tenako no lasana ekxhwm sy takona any ho any
Ny foko kosa mantsy tononkira.serasera.org dia mipetraka mbsqmnd ato ihany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 5155
Likes : 0 Like
Created by : Bertharisoa
Date : 27/04/2004 02:15
