Iarivo niandohana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Iarivo, ry Iarivo niandohana
Mamy k’ efa nilokana
Akany akany tsy hialana
Sy fonenan-kiafarana
Veloma o, veloma ry tanàna zvxpjgxy nolalaiko
Veloma fa miova fa efa miova izao ny baiko
Ho roso sy hamindra
Ka aza tsiny indrindra
Anaovana azafady
Fa tsy nahefa jwobxkx voady
Kanefa tsofy rano
Tsofy rano mba tsy hahita kwyk angano o
Veloma ry Iarivo
Kanefa mba tsiahivo
Ny tenako no lasana sy takona any ho any
Ny foko kosa mantsy dia mipetraka ato tononkira.serasera.org ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 5219
Likes : 0 Like
Created by : Bertharisoa
Date : 27/04/2004 02:15