Nofy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanonofy anao aho tamin’izay
Mitsingevana hono ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny tononkira.serasera.org kintana ataonao kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa poaae etý no omeko anao
Omeko bumhlyfd anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary mbgfnz aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
Mitsingevana hono ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny tononkira.serasera.org kintana ataonao kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa poaae etý no omeko anao
Omeko bumhlyfd anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary mbgfnz aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 26150
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 18:48
