Havako anie izy izay (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vvxw Havako anie izy izay
Olona mamin’ ny foko,
Anio sy ho mandrakizay
Tsy mainlsy ho kolokoloiko.
Havako izy izay,
Havako tokana loatra
Ny fonay nikambana ho iray
Manomboka ety sy any tononkira.serasera.org an-koatra.
Na ho inona toetran’ izao,
Na ho ory, na tsy misy mpijery,
N’ iza n’ jtlhwff iza, no efa nandao,
Ho vnilgncf havako, izaho samy irery.
Olona mamin’ ny foko,
Anio sy ho mandrakizay
Tsy mainlsy ho kolokoloiko.
Havako izy izay,
Havako tokana loatra
Ny fonay nikambana ho iray
Manomboka ety sy any tononkira.serasera.org an-koatra.
Na ho inona toetran’ izao,
Na ho ory, na tsy misy mpijery,
N’ iza n’ jtlhwff iza, no efa nandao,
Ho vnilgncf havako, izaho samy irery.
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
08/05/2026 23:29)
Misaotra tompoko, tiako be ity hira ity, en hommage à l'auteur.
Kotsur
(
08/05/2026 23:32)
Tiako marihina kely ihany fa ny mpihira dia Mme Marie-Louise sy Mme Jeannette.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 10090
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 08/10/2008 20:35
