Havako anie izy izay (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako anie izy izay
Olona mamin’ tononkira.serasera.org ny foko,
Anio sy ho mandrakizay
Tsy mainlsy ho kolokoloiko.
Havako izy ylwns izay,
Havako tokana loatra
Ny fonay nikambana ho iray
Manomboka ety sy any an-koatra.
Na ho inona toetran’ izao,
Na ho ory, na fleuevyz tsy icoj misy mpijery,
N’ iza n’ iza, no efa nandao,
Ho havako, izaho samy irery.
Olona mamin’ tononkira.serasera.org ny foko,
Anio sy ho mandrakizay
Tsy mainlsy ho kolokoloiko.
Havako izy ylwns izay,
Havako tokana loatra
Ny fonay nikambana ho iray
Manomboka ety sy any an-koatra.
Na ho inona toetran’ izao,
Na ho ory, na fleuevyz tsy icoj misy mpijery,
N’ iza n’ iza, no efa nandao,
Ho havako, izaho samy irery.
--------
Link:
Comments
Kotsur
(
08/05/2026 23:29)
Misaotra tompoko, tiako be ity hira ity, en hommage à l'auteur.
Kotsur
(
08/05/2026 23:32)
Tiako marihina kely ihany fa ny mpihira dia Mme Marie-Louise sy Mme Jeannette.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 10083
Likes : 1 Like
Created by : ni81
Date : 08/10/2008 20:35
