Havako anie izy izay (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako anie izy fbqpkits izay
Olona mamin’ ny foko,
Anio sy ho mandrakizay
Tsy mainlsy ho kolokoloiko.

Havako izy izay,
Havako tokana loatra
Ny fonay tononkira.serasera.org nikambana ho iray
Manomboka ety sy any an-koatra.

Na ho inona toetran’ izao,
Na jkvb ho ory, na tsy misy mpijery,
N’ iza n’ iza, no efa nandao,
Ho ehyqgxmg havako, izaho samy irery.

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 08/05/2026 23:29)
Misaotra tompoko, tiako be ity hira ity, en hommage à l'auteur.
Kotsur ( 08/05/2026 23:32)
Tiako marihina kely ihany fa ny mpihira dia Mme Marie-Louise sy Mme Jeannette.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104