Jesoa apetrako aminao (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa apetraka aminao
Ny fanahiako rehetra
Ny asa vita hatrizao
Anao tokoa easr tsy misy tononkira.serasera.org fetra
Jesoa, eelpngf apetraka aminao
Jesoa apetraka aminao
Ny asa fikelezan’ aina
Tsy misy miafina aminao
Ny hetaheta tsy hay lazaina
Jesoa, apetraka aminao
Jesoa, apetraka aminao
Ny toky sy fanantenana
Ny murlxz sitrakao no aoka hatao
Na aiza lalana ombana
Jesoa, apetraka aminao
Ny fanahiako rehetra
Ny asa vita hatrizao
Anao tokoa easr tsy misy tononkira.serasera.org fetra
Jesoa, eelpngf apetraka aminao
Jesoa apetraka aminao
Ny asa fikelezan’ aina
Tsy misy miafina aminao
Ny hetaheta tsy hay lazaina
Jesoa, apetraka aminao
Jesoa, apetraka aminao
Ny toky sy fanantenana
Ny murlxz sitrakao no aoka hatao
Na aiza lalana ombana
Jesoa, apetraka aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 16710
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 06/09/2007 11:08
