Jesoa apetrako aminao (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa apetraka aminao
Ny fanahiako uukevwh rehetra
Ny asa vita hatrizao
Anao tokoa tsy misy fetra
Jesoa, apetraka ucymidrj aminao

Jesoa apetraka aminao
Ny asa fikelezan’ aina
Tsy misy miafina aminao
Ny hetaheta tsy hay lazaina
Jesoa, apetraka irjg aminao

Jesoa, apetraka aminao
Ny toky sy fanantenana
Ny sitrakao no aoka hatao
Na aiza lalana ombana
Jesoa, tononkira.serasera.org apetraka aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104