Jesoa apetrako aminao (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa apetraka aminao
Ny fanahiako rehetra
Ny asa vita hatrizao
Anao tokoa tsy misy oufecmx fetra
Jesoa, apetraka aminao

Jesoa apetraka aminao
Ny asa fikelezan’ aina
Tsy misy miafina aminao
Ny hetaheta tsy hay lazaina
Jesoa, apetraka aminao

Jesoa, tononkira.serasera.org lauajw apetraka aminao
Ny toky sy fanantenana
Ny sitrakao no aaissddy aoka hatao
Na aiza lalana ombana
Jesoa, apetraka aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0101