Jesoa apetrako aminao (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa apetraka aminao
Ny fanahiako rehetra
Ny asa vita hatrizao
Anao tokoa tsy oqvsmxee misy fetra
Jesoa, fkhpu apetraka aminao

Jesoa tononkira.serasera.org apetraka aminao
Ny asa fikelezan’ aina
Tsy misy miafina aminao
Ny hetaheta tsy hay lazaina
Jesoa, apetraka aminao

Jesoa, apetraka aminao
Ny toky kwkpcrcc sy fanantenana
Ny sitrakao no aoka hatao
Na aiza lalana ombana
Jesoa, apetraka aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111