Jesoa Fitiavana (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny tononkira.serasera.org adin-tsaina
vao mba mahatsiarao anao ry Tompo
menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana

Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
eny fsgvyoan tsapako fa novidiana lafo
tamin’ ny Ranao ny tenako


Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
he, tsinontsinona izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina sy fanahy

Ho reharehako ilay tanambokovoko
hihamina eo anilanao anie ny foko
fa qkhbkek eo anilanao tsy misy ny zwkysskg toloko
eo no mahatsara ahy, Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118