Tehina (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza sy vao niana-mandeha ireo tongotrao
Ka nitehina tamin’i Neny ianao
Izy no andry tsy hampianjera anao
Izy tononkira.serasera.org no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy tsy mbola tonga foana
Ka niankin-drindrina qqwx ianao
Tsy misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina gjzs io na hazo
Tehina, tehina foana
Nitombo ny taona sy ny fara mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady kjkzstw ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao
Ka nitehina tamin’i Neny ianao
Izy no andry tsy hampianjera anao
Izy tononkira.serasera.org no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy tsy mbola tonga foana
Ka niankin-drindrina qqwx ianao
Tsy misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina gjzs io na hazo
Tehina, tehina foana
Nitombo ny taona sy ny fara mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady kjkzstw ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 6877
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 25/10/2003 22:21
