Iza ? Aiza ? (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lavitra ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao , ianao no ao tononkira.serasera.org an-doha,
Aza miandry ela,
Avia mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio. (*2)
Ref:
Aiza ? No ahitako toa anao intsony!
Ka f’aingana ! fa izao tsy intsony,
Raha tsy eo ianao.
Iza ? jxbzygsk No hasoloko anao indray ,
Ny fo efa mitambatra iray,
Mahamay.
Na lavitra ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao an-doha,
Ref…..
Aza miandry ela,
Avia mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio.
Ref…..
Na lavitra ahy aza evri ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao oqotki an-doha.
Do Rajhonson-
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao , ianao no ao tononkira.serasera.org an-doha,
Aza miandry ela,
Avia mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio. (*2)
Ref:
Aiza ? No ahitako toa anao intsony!
Ka f’aingana ! fa izao tsy intsony,
Raha tsy eo ianao.
Iza ? jxbzygsk No hasoloko anao indray ,
Ny fo efa mitambatra iray,
Mahamay.
Na lavitra ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao an-doha,
Ref…..
Aza miandry ela,
Avia mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio.
Ref…..
Na lavitra ahy aza evri ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao oqotki an-doha.
Do Rajhonson-
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 6042
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 19:12
