Iza ? Aiza ? (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lavitra xmyvqz ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao , ianao no ao an-doha,
Aza miandry ela,
Avia aybvlqc mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio. (*2)

Ref:
Aiza ? No ahitako tononkira.serasera.org toa anao intsony!
Ka f’aingana ! fa izao ewsspavn tsy intsony,
Raha tsy eo ianao.
Iza ? No hasoloko anao indray ,
Ny fo efa mitambatra iray,
Mahamay.

Na lavitra ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao an-doha,

Ref…..

Aza miandry ela,
Avia mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio.

Ref…..

Na lavitra ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao an-doha.

Do Rajhonson-

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Do Rajohnson
Vangy : 6044
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 19:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0201