Tia (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha maizina ny andronao
Mila tanana sgghkglw tdie hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha znxlh manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao vita tononkira.serasera.org hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
Mila tanana sgghkglw tdie hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha znxlh manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao vita tononkira.serasera.org hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 13828
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:36
