Andriamanitra ô ny fonay (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, ny fonay
Faly ravo te hidera Anao
Noho ireo fahasoavana
Marobe 'zay narotsakao
Ka ny hoby sy ny hira
Mariky ny hafaliana no ventesinay
Ho Anao tononkira.serasera.org ry Ray

Ref: Sambatra izay mitoetra eo anilanao (Jehovah)
Fa hidera Anao mandrakariva izy
Hankalaza ny Anaranao sy hihira fihiram-baovao
Fa fitiavana mandrakizay no pfrgcu nitiavanao anay

Lehibe lgbt ny famonjena
Namonjenao ny rlggjq fanahinay
Fa ny ainay tao an-davaka
Indro efa navotanao
Ka manenika ny tany izany voninahitrao
Andriamanitra Tompo Mpanjakanay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115