Hiara-dia (Ivoara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Duo avec gkbcpqp Nanie)
Aza asiana ahiahy
Ny fihestik’ireo tsy tia
Te handrava ilay fitia, izay kasaina ho doria
Na izaho sy ynlw ianao, dia sanatria tononkira.serasera.org ny hifandao
Tsy hisy intsony ahasakana, fa hitohy hatrany am-pasana
Hiara-dia, hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia, hifanampy, hifanasoa, hifandefitra tokoa
Tsy hifanao an-dolom-po....
Ary izaho sy ianao nbmpoci
Dia toy ny olona iray
Fo iray vaovao hitempo mandrakizay
Hiara-dia, hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia mandrakizay
Hiara-dia mandrakizay.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IvoaraVangy : 7228
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/08/2003 16:22