You are here: home > Tononkira > Ivoara

Tonga dia lazao (Ivoara)

https://tononkira.serasera.org/hira/ivoara/tonga-dia-lazao

Raha mbola misy toetra ratsiko tsy zakanao,
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako,
tonga dia lazao

Faniriako anie ny hahafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia

Mba lazao tonga dia lazao
raha tena vokatTsiky dia ampyry ny fonao sy ny fitiavanao
’lay teninao tamin’izay
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia

Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao

NJAKATIANA feat.IVOARA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ivoara
Mpamaky : 3187
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : dafytahiana
Tamin'ny : 14/01/2015 10:58:31
ID : 7062

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo