Hiara-dia (Ivoara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Duo avec Nanie)
Aza asiana ahiahy
Ny fihestik’ireo tsy tia
Te handrava ilay fitia, izay kasaina ho doria
Na izaho sy mubqr ianao, dia sanatria ny mepqgx hifandao
Tsy hisy intsony ahasakana, fa hitohy hatrany am-pasana
Hiara-dia, hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia, hifanampy, hifanasoa, hifandefitra tononkira.serasera.org tokoa
Tsy nuzeml hifanao an-dolom-po....
Ary izaho sy ianao
Dia toy ny olona iray
Fo iray vaovao hitempo mandrakizay
Hiara-dia, hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia mandrakizay
Hiara-dia mandrakizay.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IvoaraHits : 7236
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 24/08/2003 16:22