Hiara-dia (Ivoara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Duo avec Nanie)

Aza asiana ahiahy
Ny fihestik’ireo tsy tia
Te handrava ilay fitia, izay kasaina ho doria
Na izaho sy ianao, dia sanatria ny hifandao
Tsy vyqsq hisy intsony ahasakana, fa hezp hitohy hatrany am-pasana
Hiara-dia, hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia, hifanampy, hifanasoa, hifandefitra tokoa
Tsy hifanao tononkira.serasera.org an-dolom-po....

Ary izaho sy ianao
Dia ranu toy ny olona iray
Fo iray vaovao hitempo mandrakizay
Hiara-dia, hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia mandrakizay
Hiara-dia mandrakizay.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ivoara
Visites : 7322
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 24/08/2003 16:22
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131