Mbola ho avy (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka izaho sy ianao
Nefa aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho tononkira.serasera.org ahy sy ianao fiainam-baovao
Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho jtyrtuw avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e
Efa zrct mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny svvfjqp taona
Dia handalo haingana foana
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka
Fiv (in-2)
Nefa aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho tononkira.serasera.org ahy sy ianao fiainam-baovao
Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho jtyrtuw avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e
Efa zrct mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny svvfjqp taona
Dia handalo haingana foana
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka
Fiv (in-2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 16870
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/09/2002 16:05
